plt_tn/jer/50/38.md

24 lines
876 B
Markdown

# ireo ranony
Ny "ranony" dia manondro ireo loharanony rehetra sy ireo zavatra hafa ilaina amin'n fiainana, indrindra ny ony izay manaraka ny tanàna.
# ambodia
Ny ambodia dia alika miaina any an'ala izay fahita any Asia sy any Afrika.
# ny aostrisy tanora no hitoetra ao aminy
Ny "aostrisy" dia vorona Afrikanina tena lehibe izay afaka mihazakazaka mafy saingy tsy afaka manidina. Ny teny "aminy" dia manondro an'i Babylona.
# Fa amin'ny fotoana rehetra, dia tsy honenana intsony izy. Hatramin'ny taranaka fara mandimby, dia tsy honenana ao aminy.
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka.
# tsy honenana ao aminy
DH: "tsy misy olona hipetraka ao aminy"
# tsy hisy honina ao; tsy hisy olona hijanona ao aminy
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka.