plt_tn/jer/50/29.md

249 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza ny fomba hamotehana ny vahoakan'i Babylona sy Kaldeana.

azy ... izy

Ny teny "azy" sy "izy" dia manondro an'i Babylona.

ho ringana ireo lehilahy mpiadiny

DH: "ho potehiko ireo lehilahy mpiadiny"