plt_tn/jer/50/19.md

605 B

Hamerina

Io dia manondro an'i Yaveh.

hihinana Karmela sy Basana izy

"Israely dia hinana ny sakafon'i Karmela sy Basana."

Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 33:14.

ho tadiavina ao Israely ny heloka, nefa tsy hahita. Hanontany ny momban'ny fahotan'i Joda Aho, nefa tsy hahita

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy fa Yaveh dia hamela tanteraka ny vahoakan'Israely.

ho tadiavina ao Israely ny heloka, nefa tsy hahita

DH: "Hitady heloka eo amin'ny vahoakan'Israely Yaveh saingy tsy hahita."