Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka izay hitranga amin''i Damaskosy Yaveh.
-any
Io dia manondro an'i Damaskosy.
izany no fanambaran'i Yaveh Tompon'ny maro
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
Beni-hadada
Io no anaran'ilay mpanjaka.