plt_tn/jer/49/23.md

600 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka izay hitranga amin'ny vahoakan'i Damaskosy Yaveh.

Arpada

Izany dia tanàna Syriana.

Ketraka izy ireo!

DH: "Natahotra izy ireo"

hangovitra noho ny ranomasina

Ny fihetsem-pon'izy ireo dia nampitahaina tamin'ny ranomasina.

toy ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka

Ny fijalian'ilay tanàna dia nampitahaina amin'ny fanaintainan'ny vehivavy miteraka.

Nahoana no tsy nafoy ny tanàna fiderana, ny tanàn-dehiben'ny fifaliako?

DH: "Tsy tokony mbola hisy olona ao amin'ity tanàna malaza ity, tanàna izay nisy fifaliana sy firavoravoana.