plt_tn/jer/48/45.md

24 lines
829 B
Markdown

# Izay mandositra
Io dia manondro ny olona izay afaka nandositra nandritra ny fandravana an'i Moaba.
# ny alok'i Hesbona
Toerana milamina ao amin'ny tanànan'i Hesbona.
# hivoaka avy ao Hesbona ny afo, ny lelan'afo avy eo afovoan'i Sihona
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa hanomboka ny fandravana an'i Moaba ar hiparitaka hatrany Hesbona. Hesbona no renivohitrin'ny mpanjakan'i Amorita, Sihona.
# handrin'i Moaba sy ny tampon-dohan'ny olona mpirehareha
Ireo fehezanteny ireo dia manondro ny vahoakan'i Hesbona sy ireo mpitariny.
# handrina
Faritra amin'ny tarehy izay ambonin'ny maso. Mariky ny fireharehana.
# tampon-dohan'ny olona mpirehareha
Io fehezanteny io dia manondro ireo olona manan-kaja tao Moaba, toy ireo andrian-dahy sy ireo mpitarika. Mariky ny fireharehana ihany koa.