plt_tn/jer/48/36.md

20 lines
653 B
Markdown

# mitomany ho an'i Moaba tahaka ny sodina ny foko
Jeremia dia mampitaha ny fihetsem-pony amin'ny feon-kira malahelo.
# mitomany ... ny foko
Ny "fo" eto dia manondro ny fihetsem-po lalin'i Jeremia. DH: "tena malahelo mafy an'"
# Kira-haresa
Kira-haresa dia renivohitr'i Moaba fahiny, manodidina ny 18 kilometatra any antsinanan'ny ranomasina maty.
# Fa sola ny loha rehetra ary niharatra ny volom-bava rehetra. Amin'ny tanana rehetra ireo ratra, ary manodidina ireo valahan'izy ireo ny lamba fisaonana
Ireo zavatra rehetra ireo no nataon'ny vahoakan'i Moaba raha nisaona na naneho ny alahelony lalina izy ireo.
# ratra
Tataka eo amin'ny hoditra