plt_tn/jer/48/28.md

12 lines
467 B
Markdown

# hantsana
Ny hantsana dia ilay sisiny manamorona ny tendrombohitra.
# ny vavan'ny lavaka
Io dia manondro ilay fisokafana eny amin'ny vato tahaka ny fidirina mankao amin'ny lava-bato.
# ny fiavonavonany, ny fiaingitrainginy, ny avonavony, ny fisehosehoany ary ny fieboeboan'ny fony
voninahitra ... fieboeboan'ny fony - Ireo teny rehetra ireo dia mitovy ny heviny. Nampiasaina miaraka ireo teto mba hanindriana ny fireharehana tafahoatra an'ny vahoakan'i Moaba.