plt_tn/jer/48/18.md

366 B

mipetraha eo amin'ny tany maina, ianao zanaka vavy monina ao Dibona

Ny teny "zanaka vavy" dia manondro ny vahoakan'i Dibona.

ilay handrava an'i Moaba

DH: "ireo fahavalon'ny vahoakan'i Moaba"

Anontanio izay

DH; "anontanio ny olona" na "anontanio ireo lehilahy sy vehivavy"

Midradradradrà ary mitomania

DH: "nitomany ny fanaintainana mafy aty tezitra"