plt_tn/jer/48/13.md

246 B

Ahoana no hilazanareo hoe

Ny "-nareo" dia manondro ireo miaramila Moabita.

Ahoana no hilazanareo hoe: 'Izahay dia miaramila, lehilahy mpiady mahery?

DH: "Tsy afaka hiteny intsony ianareo hoe: 'Izahay dia miaramila, lehilahy mpiady mahery'