plt_tn/jer/48/06.md

16 lines
497 B
Markdown

# Vonjeo ny ainareo
Io dia manondro ny olona miaina ao Moaba.
# tongava ho toy ny kirihitr'anjavidy
Ireo olona tafatsoaka tamin'ilay fandravana tao amin'ilay tanàna dia nampitahaina amin'ny kirihitra izay maniry amin'ny toerana sarotra any an'efitra ary manana raviny maitso mandritra ny taona.
# fahatokianao ireo fombanao
DH: "hiaina araka ny fomba sy fampianarana ny finoanareo"
# Kemosy
"Kemosy " no andriamanitra lehiben'ireo Moabita. Eto "Kemosy " dia misolotena ny firenen'i Moaba.