plt_tn/jer/46/13.md

349 B

Migdola ... Memfisa ... Tapanesa

Ireo dia miaramila manan-kaja tao amin'ny tanànan'i Egypta.

fa handrapaka ireo manodidina anao ny sabatra

Ny "sabatra" eto dia manondro ny tafik'i Babylona. Ny fehezanteny " handrapaka ireo manodidina anao ny sabatra" dia midika hoe: hiteraka fahaaravana." DH: "Ny tafik'i Babylona dia hiteraka faharavana."