plt_tn/jer/46/11.md

320 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Namarana ny fanambarany tamin'i Egypta Yaveh.

zanaka vavy virijinin'i Egypta

DH: "olona madion'i Egypta"

fahafaham-baraka

Io teny io dia midika fahatsapana fahamenarana na fahaverezan-kaja.

Feno ny fitomanianao ny tany

DH: "afaka nandre ny tomaninao ny olona rehetra.