plt_tn/jer/44/26.md

398 B

Indro, efa nianiana tamin'ny anarako lehibe Aho—hoy Yaveh

Ny "anarana lehibe" an'i Yaveh dia manondro ny tenany manontolo sy ny lazany.

Ny olon'i Joda rehetra ao amin'ny tany Egypta dia ho faty

DH: "Ny akamaroan'ny olona avy any Joda dia ... ho faty"

sabatra sy mosary

Ny "Sabatra" dia manondro ireo izay ho faty any an'ady ary ny "mosary" dia manondro ireo izay ho faty ny hanoanana.