plt_tn/jer/44/22.md

384 B

tsy zakany intsony izany

"tsy nahatanty izany intsony"

tsy hisian'ny mponina tahaka izao andro anio izao intsony

DH: "tsy hisy olona hiaina toy ny andro androany intsony any."

nandoro ditin-kazo manitra

DH: "nandoro sorona tamin'ny andriamanitra sandoka"

tsy nihaino ny feony ... ianareo

Eto ny "feo" dia manondro ny didin'i Yaveh. DH: "tsy nankatò ny didiny ianareo"