plt_tn/jer/44/09.md

644 B

Moa ve adinonareo ny faharatsiana nataon'ireo razambenareo sy ny faharatsiana nataon'ireo mpanjakan'i Joda sy ireo vadiny?

Mibedy ireo olona Yaveh amin'io fanontaniana io. "hadinonareo ny faharatsiana izay nataon'ny razambenareo! Hadinonareo ny ratsy izay nataon'ireo mpanjakan'i Joda sy ireo vadiny."

Moa ve adinonareo ny ratsy nataonareo ... Jerosalema?

DH: "hadinonareo ny ratsy izay nataonareo sy ny vadinareo ... Jerosalema."

ireo lalamben'i Jerosalema

Jerosalema dia tondroinaa toy ny ampahan'ny tanàna izay lalovan'ny olona. Izany dia midika fa ny olona dia nanao zavatra ratsy teny amin'ny toeram-pokonolona tao Jerosalema"