plt_tn/jer/44/01.md

431 B

Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia

"Io no hafatra nomen'i Yaveh an'i Jeremia"

Migdola ... Tapanesa ... Memfisa ... Patrosa

Ireo dia anaran-dehilahy.

Indro

"Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

nataon'izy ireo mba hanafintohinana Ahy

"nataon'ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanàna rehetra an'i Joda mba hanafintohinana ahy"

tsy fantatr'izy ireo,

"ny olona avy amin'ilay tanàna foana"