plt_tn/jer/42/07.md

970 B

tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

ny vahoaka rehetra nanomboka tamin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 42:1.

mba ahafahako mametraka ny talahonareo eo anatrehany

"ahafahako mampiseho ny fangatahanareo Aminy"

hanarina anareo Aho fa tsy hamotika anareo

Yaveh dia nampitaha ny vahoakan'Israely tamin'ny rindrina izay afaka harenina sy harodana. DH: "ampahomby anareo Aho fa tsy hamotika"

hamboly anareo Aho fa tsy hanongotra anareo

Yaveh dia nampiasa io ohatra io mba hanehoana fa izy dia ampahomby ny vahoakan'Israely fa tsy hamotika azy. Izy ireo nampitahainy amin'ny hazo toy ny efa nampitahainy azy ireo tamin'ny rindrina.

hanala ny loza izay efa nentiko teo aminareo Aho

Ny loza eto dia resahina toy ny zavatra izay azon'ny olona iray hapetaka eny amin'ny olona iray hafa. DH: "hisoroka ny loza izay efa naterako teo aminareo Aho"