plt_tn/jer/39/15.md

662 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity tantara ity dia nitranga mialohan'ilay tranga tao amin'ny tapany voalohan'ilay andininy.

Ary

Io dia manamarika ampahany vaovao amin'ny tantara.

tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh ... nanao hoe

"Niresaka taminr'i Jeremia Yaveh nanao hoe"

Ebeda-Meleka Kosita

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 38:7.

hanatanteraka ny teniko nanohitra ity tanàna ity ho amin'ny loza fa tsy ho amin'ny soa Aho

"hitondra loza amin'ity tanàna ity araka ny efa nambarako Aho"

Fa ho tanteraka eo anoloanareo avokoa ireo amin'izany andro izany

"fa ho hitanao fa hitranga izany rehetra izany amin'io andro io"