plt_tn/jer/39/01.md

975 B

Tamin'ny taona fahasivy sy volana fahafolo nanjakan'i Zedekia mpanjakan'i Joda

Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Desambra ary ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny volana fahafolo ny taona faha sivy naha mpanjakan'i Joda an'i Zedekia."

amin'ny taona fahiraika ambin'ny folo sy volana fahefatra nanjakan'i Zedekia, tamin'ny andro fahasivin'ny volana

Io dia volana fahefatra amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahiraika ambin'ny folon'ny volana dia manakaiky ny volana Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny andro fahasivin'ny volana fahefatra tamin'ny taona nanjakan'i Zedekia mpanjaka."

Nergala-Sarezera, Samgarnebo, ary Sarsekima

Ireo dia anaran-dehilahy.

teo afovoan'ny vavahady

"teo afovoan'ny vavahady miditra mankao amin'ilay tanàna. Mahazatra an'ireo mpitarika ny mipetraka eo amin'ilay vavahadin'ny tanàna mba hiresahana zavatra manan-danja.