plt_tn/jer/38/06.md

306 B

natsipiny tao amin'ny famorian-drano

Ny "'ny famorian-drano" dia lavaka lalina amin'ny tany izay nampiasaina mba hanangonana ranon'orana. DH: "nandatsaka azy tao anaty famorian-dratsy"

Nampidinin'izy ireo tamin'ny tady i Jeremia

Io dia milaza ny fomba "nanipazana" azy tao amin'ilay famorian-drano.