plt_tn/jer/37/18.md

1023 B

Ahoana no nanotako taminao ... an-tranomaizina?

Nametraka io fanontaniana io Jeremia mba hanamafisana fa izy dia tsy nanao zavatra tsy nety. DH: "Tsy nanao ratsy taminao aho ... an-tranomaizina."

ity vahoaka ity

Ny vahoaka ao amin'ny fanjakan'i Joda.

nametrahana

nampidirana

Aiza ireo mpaminaninao, ireo izay naminany ... ity tany ity

Nametraka io fanontaniana io Jeremia mba hanamafisana fa mandainga ireo mpaminany hafa fa tsy nanao zavatra ratsy izy fa nilaza ny marina. DH: "Ianareo mpaminany izay naminany ... hanohitra ity tany ity, dia diso tokoa, fa ankehitriny efa mazava fa miteny anareo ny marina aho."

ireo mpaminaninareo

Ny teny "nareo" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ireo vahoakan'i Joda hafa.

tsy ho avy hanohitra anao na ity tany ity

"tsy ho avy hanafika anao na ity tany ity"

Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fitalahoako

Ampitaho tamin'ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:7.

tranon'i Jonatana mpanora-dalàna

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 37:14.