plt_tn/jer/35/08.md

174 B

ny tenin'i Jonadaba

Eto ny "teny" dia manondro ny "didy." DH: "ny didin'i Jonadaba"

mandritra ny androm-piainanay manontolo

Ny "andro" dia mampiseho ny vanim-potoana.