plt_tn/jer/32/24.md

578 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.

hisambotra izany

"mba ahafahan'ireo tafika fahavalo misambora izany"

Fa nohon'ny sabatra

Eto ny sabatra dia midika hoe ady na fifanandrinana.

natolotra ho eo an-tanan'ny Kaldeana izay miady aminy ny tanàna

Ny "tanana" eto dia midika fahefana na fifehezana. DH: "Natolotrao an'ny tafika Kaldeana i Jerosalema"

ary manàna vavolombelona hijoro vavolombelona ny amin'izany

"ary hamela ny olona hafa hanatri-maso izany"

homena ... ity tanàna ity

DH: "Homeko ... ity tanàna ity"