plt_tn/jer/32/10.md

731 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny i Jeremia.

Dia nanoratra horonan-taratasy ary nanisy tombo-kase izany aho, ary nanana vavolombelona nijoro vavolombelona ny amin'izany aho

Io dia manondro ny asa izay nosoniavin'ilay olona mba hividianana tany. Ireo olona hafa dia ho vavolombelona hanamafy fa novidiako io tany io.

nanana vavolombelona nijoro vavolombelona ny amin'izany

"nanana vavolombelona tany mba hijery fa novidiko ilay tany.

nanisy tombo-kas

"nasiko tombo-kase"

tsy voatombo-kase

"dikany tsy mikatona" na "ilay didy izay tsy misy tombo-kase teo aminy"

Baroka ... Neria ... Mahase

Ireo dia anaran-dehilahy.

kianjan'ny fiambenana.

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:1.