plt_tn/jer/32/03.md

766 B

Nahoana ianao no maminany sy miteny hoe

Nampiasa io fanontaniana io i Zedekia mba hibedesana an'i Jeremia DH: "tsy mety ny faminaninao sy ny fitenenanao hoe"

eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona ity tanàna ity, ary ho baboiny.

Eto ny "tanana" dia manondro ny fahefana sy fifehezana. DH: "eo amin'ny mpanjakan'i Babylona, ary hisambotra izany ny tafiny"

azo antoka fa homena ho eo an-tanan' ...

DH: "fa efa natolotro azy tokoa izy"

Ny vavany dia hiteny amin'ny vavan'ny mpanjaka, ireo masony hahita ny mason'ny mpanjaka

DH: "Hahita sy hiresaka amin'i Nebokadnezara mivantana i Zedekia tenany"

Izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

hiady ... ianareo

Eto ny "ianareo" dia manondro ny vahoakan'i Jerosalema.