plt_tn/jer/31/33.md

604 B

Hametraka ny lalàko ao anatin'izy ireo Aho ary hanoratra izany ao am-pon'izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa ny didin'i Yaveh dia ho lasa ampahany amin'izy ireo fa tsy ho soratana amin'ny vato fotsiny ihany. Eto ny "fo" dia maneho ny "fihetsem-po" na ny "fisainana." DH: "Ny lalàko dia ho sombin'ireo fisainana sy fihetsem-pon'izy ireo."

manomboka amin'ny kely indrindra amin'izy ireo ka hatramin'ny lehibe indrindra

Io fehezanteny io dia manondro ny olona rehetra, araka ny lanjan'izy ireo eo anivon'ny fiaraha-monina. DH: "Ny tsirairay avy amin'izy ireo."