plt_tn/jer/31/27.md

474 B

hamafazako ireo ankohonan'Israely sy Joda mbamin'ireo taranak'olombelona sy bibidia

"Hampitombo ny lehilahy sy bibidia tahaka ny mpamboly mamafy voa Aho" na "Hampitombo ny mponina sy ireo biby ao amin'ireo fanjakan'i Joda sy Israely Aho."

narahako maso izy ireo mba hanongotana azy ireo sy hanimbana azy ireo

"nitady fomba hanongotana azy ireo"

hanongotana ... hanimbana ... handravana, hamotehana ... hanasiana

Jereo ny fomba nandikanao an'ireo tao amin'ny 1:9.