plt_tn/jer/31/12.md

8 lines
202 B
Markdown

# tahaka ny zaridaina voatondraka
Midika izany fa izy ireo dia ho matanjaka sy ho salama, ary hahomby.
# tsy hahatsapa alahelo intsony izy ireo
Io dia fanitarana ny hafaliana izay ho ananan'Israely.