plt_tn/jer/29/18.md

287 B

horohoro, zavatra fanozonana sy mampisiotsioka, ary zavatra mahamenatra eo amin'ny firenena rehetra

Ireo teny ireo dia mitovy avokoa ny dikany ary mamaritra ny fihetsem-pon'ireo firenena hafa rehefa nahita ny zavatra nataon'i Yaveh tamin'ny vahoakan'i Joda.

nihaino

DH: "nankato"