plt_tn/jer/29/15.md

567 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ireo Israelita tratra babo i Jeremia.

izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida

Io dia manondrony mpanjakan'i Joda izay iray amin'ireo taranak'i Davida.

indro

DH: "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"

handefa sabatra, mosary, sy aretina eo amin'izy ireo Aho

Ny "Sabatra" dia midika ho ady. DH: "hanasazy azy ireo Aho"

Fa ho ataoko toy ny aviavy lo izay tena ratsy raha hohanina izy ireo

DH: "ho saziako mafy izy ireo" na "ho ataoko ratsy ny fiainan'izy ireo"