plt_tn/jer/29/01.md

16 lines
310 B
Markdown

# nalefa ... avy any Jerosalema
DH: "nambara ... avy any Jerosalema"
# ny reny mpanjaka vavy
Io anarana io matetika dia nampiasaina hiantsoana ny renin'ny mpanjaka.
# manam-pahefana ambony
DH: "manam-pahefana tena manan-danja"
# Elasa zanak'i Safana ary Gemaria zanak'i Hilkia
Ireo dia anaran-dehilahy.