plt_tn/jer/28/15.md

202 B

Tamin'ny fahafiton'ny volana

Io dia ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Septembra ary fiandohan'ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.