plt_tn/jer/28/01.md

12 lines
536 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitaraina hiresaka amin'Andriamanitra i Hanania.
# tamin'ny taona fahefatra sy fahadimin'ny volana
Io dia fahadimin'ny volana amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana maina. Mandritra ny tapany farany amin'ny volana Jolay sy ny fiandohan'ny volana Aogositra amin'ny tetiandro tandrefana. DH: "tamin'ny fahadimin'ny volona tamin'ny taona fahefatrany"
# Efa novakiako ny zioga izay napetraky ny mpanjakan'i Babylona
DH: "Nanatsahatra ny fitondran'ny mpanjakan'i Babylona"