plt_tn/jer/26/18.md

834 B

ho hasaina tahaka ny saha i Ziona

DH: "ho ravaina i Ziona"

ny tendrombohitrin'ny tempoly

Io dia manondro ny tendrombohitra izay misy ny tempoly.

kirihitrala

Io dia manondro fitangoronana bozaka na hazo kely maniry miaraka.

Namono azy ve i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra?

DH: "tsy namono azy i Hezekia mpanjakan'ny Joda sy ny Joda rehetra."

Tsy natahotra an'i Yaveh ve izy ka nampitony ny tavan'i Yaveh mba hanajanonan'i Yaveh ny loza izay efa nambarany azy ireo?

DH: "Natahotra an'i Yaveh izy ary nampitony Azy mba hiovany hevitra mahakasika ilay loza izay nolazainy fa ho alefany."

nampitony ny tavan'i Yaveh

DH: "nampihena ny hatezeran'i Yaveh"

Koa hanao zava-dratsy lehibe amin'ny aintsika ihany ve isika?

DH: "raha mamono an'i Jeremia isika , dia hitondra loza amin'ny tenantsika ihany."