plt_tn/jer/25/37.md

839 B

Koa ho ravarava ireo ahitra

Eto ny "ahitra" dia manondrony firenena rehetra.

ho ravarava

DH: "ho ravainy ny firenena manontolo"

fasihan'ny fahatezerany

Ny fahatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe zavatra iray. DH: "tezitra Yaveh"

Tahaka ny liona tanora, nandao ny zohiny izy, satria ny tanin'izy ireo ho tonga horohoro

Tsy toy ny andininy hafa izay nahitana an'Andriamanitra ho liona mpiaro an'Israely, amin'ity andalana ity Andriamanitra dia lasa toy ny liona mba hanasaziana an'Israely. DH: "ho avy toy ny liona tanora Yaveh hamadika ny tanin"ny olona ho lasa horohoro"

ny tanin'izy ireo dia ho tonga horohoro

DH: "ny tanin'izy ireo dia ho lasa mahatsiravina" na "ny tanin'izy ireo dia ho lasa zavatra mampitahotra ny mijery azy"

Fahatezeran'ny mpampahor

Io dia manondro ny fahatezeran'ireo fahavalon'Israely.