plt_tn/jer/23/28.md

435 B

Fa inona no idiran'ny mololo amin'ny vary?

DH: "Ny mololo sy ny vary dia zaatr roa samihafa."

Moa tsy toy ny afo ve ny teniko?—izany no fanambaran'i Yaveh—ary toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika?

DH: "Ny teniko dia toy ny afo: mandevona sy mahery," hoy Yaveh, "ary toy ny tatanana izay manorototoro vato."

toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika

"mahery toy ny tatanana izay afaka mitoto vato"