plt_tn/jer/23/23.md

396 B

Moa Andriamanitra eo akaiky eo fotsiny ihany ve Aho ... fa tsy Andriamanitra alavitra ihany koa?

DH: "Izaho dia Andriamanitra izay sady akaiky no alavitra."

Misy olona afaka miafina any amin'ny toerana miafina ve ka tsy hitako?

"Tsy misy afaka miafina any amin'ny toerana miafina

moa tsy mameno ny lanitra sy ny tany Aho?

"Ary eny rehetra eny Aho, sady any an-danitra no eto an-tany."