plt_tn/jer/23/01.md

651 B

ireo mpiandry ondry izay mamotika sy manaparitaka ny ondrin'ny ahitra maitsoko

Yaveh dia manondro an'Israely toy ny ahitra maintsony, ny vahoakan'Israely toy ny ondriny ary ireo mpitrika tao Israely toy ireo mpiandry ondry.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Naparitakareo ireo ondriko ary noroahinareo. Tsy niraharaha azy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany.

hanasazy anareo Aho nohon'ny ratsy izay nataonareo

Yaveh dia manondro ireo asa ratsy toy ny fampimdramana izay nomena ary afaka averina. DH: "hamaly faty ireo ratsy"