plt_tn/jer/22/20.md

16 lines
279 B
Markdown

# Asandrato ... ny feonao
DH: "Mitenena mafy any Basana"
# Niresaka taminao Aho fony nandry ampilaminana ianao
DH: "Niresaka taminao Aho fony ianao nilamina tsara"
# Izany no fombanao
DH: "Izany no fomba fiainanao"
# tsy nihaino ny feoko ianao
DH: "tsy nankato Ahy ianao"