plt_tn/jer/20/14.md

396 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Yaveh i Jeremia.

Aoka ho ozonina ny andro nahaterahako

DH: "hanozona ny andro nahatarehako"

Aoka tsy ho tahiana ny andro izay nitondran'ny reniko ahy

DH: "Aza mitahy ny andro izay niterahin'ny reniko ahy."

Aoka ho ozonina ilay lehilahy izay nampahafantatra ny raiko

DH: "hozony ilay lehilahy izay nampafantatra ny raiko"