plt_tn/jer/20/01.md

16 lines
528 B
Markdown

# manamboninahitra mpitarika izy
Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Pasora.
# novelesin'i Pasora i Jeremia mpaminany
Ireto avy no azo andikana azy 1) fa i Pasora tenany no nively an'i Jeremia mpaminany na 2) fa nampaniraka lehilahy hafa i Pasora hively an'i Jeremia.
# fanagadrana
Ny fanagadrana dia hazo fisaka misy lavaka eo aminy izay nampiasana hitazomana ny tanana, ny tongotra ary ny lohan'ireo gadra.
# Vavahady Ambony an'ny Benjamina
Io vavahady io dia hafa tamin'ireo vavahadin'ny manda izay mitovy ny anarany.