plt_tn/jer/18/13.md

882 B

Anontanio ireo firenena, iza no efa nandre karazan-javatra tahak'izao?

DH: "Tsy misy olona eto ambonin'ny tany mbola nandre zavatra toy izany."

Israely virijiny

Mahazatra ny manondro ireo firenena toy ny vehivavy. Na izany aza, ny "virijiny" dia hatonga ny olona hieritreritra vehivavy tanora iray izay tsy mbola nanambady ka tsy mbola afaka ny ho tokam-po amin'ny vadiny. Noho izany, ny fiantsoana an'Israely ho virijiny dia fomba fiteny maneso. DH: "Ry Israely, izay mody nisandoka nanolo-tena ho an'Andriamanitra"

Moa ve ny oram-panala any Libanona efa nandao ny havoanam-bato eo anilany?

DH: "ny oram-panala any Libanona dia mazava fa tsy handao ny havoanam-bato eo anilany.

Moa ve ny rian-tendrombohitra avy lavitra efa rava, ireo riana mamanala?

Io fanontaniana io dia miaro fanambarana. DH: "tsy misy afaka mamotika ireo rian-tendrombohitra avy lavitra ireo."