plt_tn/jer/15/19.md

771 B

ho tahaka ny vavako

Jeremia dia nampitahaina amin'ny molotr'i Yaveh satria izy dia nampiasaina hitondra ny hafatr'i Yaveh. DH: "hiteny ho Ahy ianao"

Ho ataoko toy ny manda varahina tsy azo idirana ho an'ity vahoaka ity ianao

Ho ataoko manda varahina tsy azo idirana amin'ity vahoaka ity ianao

hanangana ady aminao izy ireo. Nefa tsy handresy anao izy ireo

DH: "Hiady aminao izy ireo, saingy tsy handresy anao."

hamonjy anao ... hanavotra anao

Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny dikany ary nampiasaina eto mba hanamafisana ny fiarovana entin'Andriamanitra.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

mpanao jadona

Mpanapaka izay mangataka fankatoavana manontolo ary tsy minamana amin'ny olona ambanin'ny fahefany.