plt_tn/jer/15/13.md

20 lines
615 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ity andininy ity Yaveh dia miresaka ny firenen'Israely toy ny hoe olona.
# harena sy zava-tsarobidy
Ny teny "harena" sy "zava-tsarobidi" dia mitovy ny dikany ary manondro ireo zavatra izay heverin'ny olona ho manan-danja
# babo
ireo zavatra izay nangalarina any amin'ny tanàna iray aorian'ny nandresena izany
# any amin'ny tany izay tsy fantatrao
"any amin'ny tany izay vahiny aminao"
# fa hirehitra ny afo, handrehitra ny fahatezerako aminao
Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny afo mandrava. DH: "hamotika anao Ahosatria tena tezitra mafy aminao.