plt_tn/jer/14/01.md

390 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niresaka momban'ny fijangajangan'ny olona tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.

tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i

"ilay hafatra izay noresahin'Andriamanitra tamin'i" Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

hitanondrika

"ho rava"

miakatra ny fitarainan'izy ireo ho an'i Jerosalema

"Nivavaka mafy ho an'i Jerosalema izy ireo".