plt_tn/jer/12/16.md

572 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Tenin'Andriamanitra mahakasika ny mpiara-monina amin'i Joda.

Raha mianatra tsara ... Bala, dia haorina

"Izao no hitranga ... Bala. Izy ireo" na "Raha ... Bala, dia izao no hitranga: izy ireo dia"

haorina eo afovoan'ny oloko izy ireo.

"ho ataoko manankarena ary hihaina eo amin'ny vahoakako izy ireo"

ho fongorako izany firenena izany. Izany dia ho fongorana tokoa

"ho ataoko sesintany tokoa ary ho ravaiko tanteraka izany firenena izany"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.