plt_tn/jer/09/21.md

1.3 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto ny tenin'i Yaveh momban'ny vahoakan'i Joda.

Fa ny fahafatesana dia tonga avy eo amin'ny varavarankelintsika

Yaveh dia milaza ny zavatra izay ho lazain'ny vahoakan'i Joda rehefa rava ilay tany. Ny vahoakan'i Joda dia hampitaha ny fahafatesana amin'ny olona izay afaka mihanika varavarankely hanafika ny olona ao anatiny.

lapa

Trano raitra fipetrahan'ny mpanjaka. Ny fahafatesana dia ho avy amin'ny mpanankarena sy ny mahantra.

Mandringana ireo ankizy avy any ivelany izany

"Ny fahafatesana dia mamono ny ankizy eny an-dalana."

sy ireo zatovo lahy eny an-kianjan'ny tanàna

"ary ny fahafatesana dia hamono ireo tovolahy eny amin'ny kianjan'ny tanàna."

Izany no fanambaran' i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

ny fatin'ireo lehilahy dia hiraraka toy ny zezika ... toy ny amboaram-bary ao aorian'ireo mpinjinja

"hianjera eny amin'ny toerana rehetra eny ny nofo mangatsiaka."

ny fatin'ireo lehilahy dia hiraraka toy ny zezika

"hiraraka eny rehetra eny toy ny taim-biby eny an-tsaha ireo vatana mangatsiaka."

ary ho toy ny amboaram-bary ao aorian'ireo mpinjinja

ary ho toy ny amboaram-bary milatsaka eny rehetra eny aorian'ny nanapahan'ny mpinjinja azy ireo."

ary tsy hisy olona hanangona an'izany

"ary tsy hisy olona hanangona ireo vata-mangatsiaka"