plt_tn/jer/09/19.md

998 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto ny tenin'i Yaveh mahakasika ny vahoakan'i Joda.

Fa ny feon'ny fidradradradrana dia heno any Ziona

DH: "Mitomany mafy ny olona ao Jerosalema."

Endrey ny faharavantsika

Yaveh dia milaza ny zavatra izay ho lazain'ny vahoakan'i Joda rehefa rava ilay tany."

Menatra tanteraka isika, satria nandao ny tany isika hatramin'ny nandravany ny tranontsika

"Lehibe ny fahafam-baraka antsika, satria nopotehin'ireo fahavalo ny tranontsika ary tsy maintsy mandao ny tanin'Israely isika"

henoy ny tenin'i Yaveh; tandremo ireo hafany izay avy amin'ny vavany

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny didy nolazain'i Yaveh ho henoina.

Koa ampianaro hira fisaonana ny zanakareo vavy, ary hira fandevenana ny vehivavy namanareo tsirairay avy

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Izy roa ireo dia manamafy fa ny valin'ilay hafatrin'ny fitsaran'i Yaveh dia fisaonana. DH: "ary ampianaro ny fomba fisaonana ny olona hafa."