plt_tn/jer/09/17.md

1009 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh dia niteny ny vahoakan'i Joda mba hisaona amin'ny fiavian'ny fandravana ilay tany.

Miantsò mpihiram-pandevenana; aoka izy ireo ho avy. Mampiantsò vehivavy manam-pahaizana amin'ny fitomaniana; aoka izy ireo ho avy

DH: "mangalà vehivavy izay tena tsara ofana amin'ny fisaonana ary ento aty ireo vehivavy ireo."

Miantsò mpihiram-pandevenana

"Antsoy ireo vehivavy mpihira matianina amin'ny fandevenana"

Aoka izy ireo ho avy

DH: "lazao ireo vehivavy ho avy."

Mampiantsò vehivavy manam-pahaizana amin'ny fitomaniana

DH: "Mandefas olona haka ireo vehivavy izay manan-traikefa amin'ny fisaonana."

Aoka izy ireo ho avy faingana ka hihira hira fisaonana eto amintsika

Yaveh dia milaza izay ho lazain'ny vahoakan'i Joda rehefa tonga ny fandravana. DH: "Lazao ireo vehivavy mba ho avy faingana ary hihira ho fisaonana antsika."

ka ho feno ranomaso anie ny masontsika ary ho tobakin'ny rano ny hodi-masontsika.

DH: "ka tena hitomany mafy isika."